Teny iditra | n' lapabe (n' lapa, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany. [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |